Santé | Autre | Ar
Date: 11 juillet 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1317
Tanora mpanentana ao amin'ny MDJny tenako izay nanao asa fanentanana mikasika ny polio izay novatsiany ireo FNUAP vola ka rehefa vita ilay asa dia nandalo ao amin'ny tompon'andraikitra regionaln'ny tanora ka rehefa natao ny fandoavana ny vola dia nampanaoviny signature blanc ireo tanora
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire