Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 09-01-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #322
Nisy filazana fa mitady mpiasa tamin'ity orinasa iray eto a,drenivohitra. Nametraka ny mombamomba ahy tamin'izany ny tenako. Rehefa natao ny sivana dia 3 izahay no nantsina hanao "Entretien". Iray ihany ny toerana tamin'izay, efa ambony dia ambony ery ny fanantenana tamin'izay. Fahagagana anefo no niseho, tsy nisy na dia iray tamin'ireo no tafiditra tao fa olona hafa mihintsy. Rehefa nandeha ny resaka isa-karazany dia heno fa zanaky ny iray amin'ny mpitantana ao hono io olona io.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire