fikarakarana kopia fahobe

Accueil|fikarakarana kopia fahobe
Etat Civil | Acte de naissance | 100000 Ar
Date: 11-06-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #321

Nikarakara kopia fahobe ho an'ny zanaka antananarivo ity ONG iray, anisan'ny nandray anjara tamin'izany ny tenako. Ny nifanarahana tamin'ny voalohany dia ara-pitaovana ihany no hanampianay azy ireo, kinanjo taty aoriana kely dia notakian'izy ireo vola izahay ho famitana ny kopia. Noho ireo fotoana izay efa be no lany nandritra ny fikarakarana, voatery nandoha ny vola izahay ho an'ireo tompon'andraikitra izahay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire