Gendarmerie | Autre | 700000 Ar
Date: 20-04-2016 , Menabe – Mahabo | Rapport #1314
Nisy olona baka a belo manao hoe tompony tany izay efa nipetrahanay mandritra ny 25 taona.Nohoizany dia nitondrainy mpisolovava izahay hangalany anay hiala amin'ny taninay eo.Voatery nametraka fitoriana tany amin'ny zandary sy mpitsara moa izahay ka raha tonga tao amin'ny zandary izahay dia notakianireo zandary vola izahay fa hoe raharaha mafana sy adin-tany ka mila mailo rahatianao ho azonao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire