Gendarmerie | | Ar
Date: Année 2016 , Atsimo Andrefana – | Rapport #1400
Nalaza tamin'io fa efa niova ny commandat ka tsy tia kolikoly. Kanefa mbola notakian'ilay miramila naman'ilay Radoko izahay telo. Raha tianareo ho azo malaky hoy izy ny toise-nareo, omenareo sigara aho fa raha tsy izany mbola hampijerena lavitra tsirairay ny, soratra maro be ireo ny masonareo ray sy ilany.Toby Générale MAHASAMPO
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire