fitsarana

Accueil|fitsarana
Justice | Procédures arbitraires | 4000000 Ar
Date: 12-05-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #327

Noratrain'ity lehilahy iray izay avy nisotro sy nifoka zava- mahadomelina ny tenako. Nametraka fitorina mahakasika izany aho; kinanjo noho ny nadeha ny fitsara dia izao no valiny:"izaho ilay naratra sy nametraka ny fitorina indray no mandoha vola amin'ilay olona nadratra ahy" , marihana etoana anefa fa nisy vavolombelona nanamarina fa nisotro sy nifoka io olona io tamin'ny fotona nitrangan'ny vono. Taty aorina vao nahalala ny tenako fa toa hoe zanaky ny mpiasa ao amin'ny tribonaly ao ihany kay ilay olona.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire