Gendarmerie | Arrestation | 800000 Ar
Date: 01 septembre 2010 , Menabe – Mahabo | Rapport #1308
Tena mpivarotra rongony no asako taloha,Nisy fotoana anefa,misy amin'ireo miaramila no mividy ao amiko.Ny zavatra tsy nampoiziko anefa dia nambanany ilay miaramila basy ny tenako fa ho tifiriny hono raha tsy manome vola azy satria dia voararany lalàna izany.Matahotra aho satria mamy ny aina ka voatery nanome vola azy aho mba hitsinjovako ny aiko.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire