Services administratifs divers | Autre | 5000 Ar
Date: 16-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #301
Ande haka position millitaire teny Andohalo amin’ny etat major aho no niseho ity zavatra ity. Izaho moa dia nitsara miaramila ara-dalana ary manana ny taratasy manamarina izany, nohon’ny tonga tao anefa dia 5 000 ar be izao no nalain’izy ireo tamiko, nefa araka ny fahalalako dia tsy tokony hisy vola ny fakana izany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire