J\’ai dû payer un pot-de-vin

Accueil|J\’ai dû payer un pot-de-vin
Services administratifs divers | Autre | 15000 Ar
Date: 17-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #302

Te hanao fifaninanana hidirana ho mpiasam-mpanjakana aho nefa mbola tsy nitsara miaramila. Nankeny amin'ny état major teny andohalo aho ka vao niditra ny vavahady dia nisy miaramila iray no nanantona ahy ary nanontany ny antondiako, hoy za hoe hanao demande position millitaire nefa za mbola tsy nitsara miaramila. Novaliny avy hatrany za hoe 15000 Ar dia alainao rahampitso. 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire