Justice | Autre | 20000 Ar
Date: 10-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #308
Inefatra aho no nivezivezy teny amin'ny birao fangalana "grosse" teny anos nefa nolazaina fa mbola tsy vita ilay taratasy na dia efa nihoatra lavitra ny iray volana aza. Rehefa niverina tany fanindiminy aho dia nasainy nadoa vola ary azo ny ampitson' io ihany ilay grosse.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire