J’ai refusé de payer un pot de vin

Accueil|J’ai refusé de payer un pot de vin
Police | Circulation | Ar
Date: 10-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #307

Alina ny andro teo amin’ny 67ha, mande fiara izahay amin’io fotoana io, nosakanan’ity mpitandro filaminana iray izahay, nangataka ny taratasin’ny fiara izy. Vao haka ilay taratasy anefa izahay dia nilaza indray izy hoe aleo amin’izao fa vola omena, tsy nanaiky izahay fa aleo asehonay ihany ny taratasy. Tezitra izy ka sady tsy nojereny akory ny taratasy dia hoy izy hoe andana nareo mandea any.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire