J’ai du payer un pot de vin

Accueil|J’ai du payer un pot de vin
Police | Circulation | 10000 Ar
Date: 09-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #306

Vao lany assurance ny tomobiliko, mbola tsy manana fotoana aho andehanana andoavana izany nefa tsy maintsy mampiasa ny fiara ihany koa. Voasakan'ny Polisy aho ka hitany izany dia tsy naveriny taty amiko ny taratasin'ny fiara raha tsy nanome vola azy. Vao azony ny vola de naveriny tamiko ny taratasin'ny fiara rehetra.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire