J’ai refusé de payer un pot de vin

Accueil|J’ai refusé de payer un pot de vin
Justice | Autre | 5000 Ar
Date: 04-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #300

Teo ampilaharana hanao « demande Casier judiciaire » no tranga ny kolikoly. Marihana fa 1 000 Ar ny vola aloha ra manao izay fangatahana izay ary 24 ora no faharetany izay vao azo ilay izy.

Teto anefa ny tompon’andraikitra ao amin’ny tribonaly Anosy dia nilaza fa ra manome azy 5 000 Ar hono de azo vetivety eo ihany. Marihana anefa fa tsy mifanaraka amin’ny lalana izany. Nolaviko ny nandoha izany vola izany ka ny ampitson’iny izao vao azoko ny « Casier Judiciair ».

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire