Gendarmerie | Protection | 300000 Ar
Date: Octobre 2016 , Menabe – Belon’i Tsiribihina | Rapport #1285
Manapatra fahefana tokoa ireo miaramila rehefa manao detachement aty aminay.mila tanterahana avokoa izay sitrapony fa raha tsy izany dia mijaly izahay satria dia vonoina ary tena ampijaliana,ka noho izany dia mila mandoa vola 5000 Ar isan'dehilahy,vary kapoaky raiky isan-trano sy laoka izay tsy maintsy hena ihany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire