Fokontany | Autre | Ar
Date: 01 août 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1312
Tratra namaky trano ny zanako ka nisy nitory teny tany amin'ny police.Voalaza anefa fa tsy maintsy hatao fanadiadiana aho,ka nandositra tetoaho ary naka taratasy fanamarihana tao amin'ny fokontany misy ahy ary nanome vola tamin'ny sefo fokontany mba ho voamarina fa tsy teo antoerana ny tenako
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire