Mpivaro-kena

Accueil|Mpivaro-kena
Police | Investigation | 200000 Ar
Date: 21 février 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1306

Mpivaro-kena no asako,saika hamoaka omby hamidy aho no tojo ireo police fa hitandreo fa omby halatra ny omby hamidiko.Ka noho izany dia tsy maintsy nifanaraka tamin'ireo police ny tenako ka nanome vola azy ireo 400000Ar

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire