Etat Civil | Acte de naissance | 6000 Ar
Date: Janvier 2016 , Sava – Sambava | Rapport #1626
Nanamboatra copie aho, nilaza anefa ialy tompon'andraikitra fa ho vita anatiny telo andro, nefa tapitra ihany ny iray volana mbola tsy vita . Farany , niteny izy hoe, mba mila manamboatra kely azy hono manome vola, raha maika aho, dia nanome azy aho dia vita eo noho eo ilay copie.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire