Santé | Autre | 30000 Ar
Date: 20 Avril 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1299
Raha nitondra piteraka tao amin'ny maternité izahay dia angamba dia homaty avao ilay marary satria dia tsy misy midary mintsy raha tsy mahazo vola.Voatery tsy maintsy nanome ny tenako satria dia marary tokoa ilay olona hiteraka nefa dia avelan'ireo rasazy eo ka raha vao nomena vola reo dia lasa niova tanteraka ny fandraisany lasa mamangivangy matetika anay
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire