Opération à l’hôpital

Accueil|Opération à l’hôpital
Santé | Paiement pour un service gratuit | 400000 Ar
Date: Juillet 2010 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1523

Efa niharany kolikoly aho tamin'ny nanaovana opération ny zanako vavy. Raha vao vita ny opération dia nitaky vola tamiko ny dokotera iray, nanome aho satria manjary tsy arahan'ny maso ny fahasalaman-janako.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire