Polisy monisipaly

Accueil|Polisy monisipaly
Police | Circulation | 15000 Ar
Date: 10-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #335

Teo amin'ny tsena namontana, nitoana be ny fifamoivoizana, nande nilamina be za tamin'izay nitondra fiara (taxi be) mba tsy handona olona. Nosakanan'ity Polisy monisipaly iray za aho ka nalainy ny "Permis". Tsy nety nihaino ny fanazavana nomeo fa vola 15000 ar hoy izy no sazy. Naloaka izany dia nomeny ny taratasy dia nanohy ny dia izahay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire