tsy fahaozana alalana amin’ny fanganana orinasa

Accueil|tsy fahaozana alalana amin’ny fanganana orinasa
Secteur privé | Création d’une entreprise | Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #456

Mba saingy anangana entreprise hafa kely izay izahay telo mirahalahy,samy mpandraraha. Ny olana anefa dia ny fanjakana ambony sy mahefa no misankana anâ??ilay izy ka  tsy mahazo alalana ho  antsangana . Dia hoy izahay miara miresaka hoe: Nahoana rehefa ny avy any ivelany no manao zavatra dia ekena sy omena alalana malalaka fa rehefa isika gasy kosa dia be filiriny  sy tsy mahalalaka ?

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire